Lalatiana Rakotondrazafy mandresy lahatra

Niezaka namory vahoaka hatrany i Lalatiana Rakotondrazafy. Samy hafa ny vokatra azo.

ANKIZY

Maro ny ankizy tao Andavamamba

 

TSY FENO

Isan’ny tsy nahazo olona ny tao Anosisoa

Roa monja ny tovovavy nanao comité d'animation tao Anosisoa

Roa monja ny tovovavy nanao comité d’animation tao Anosisoa

Na ny comité d’animation tao Anosisoa aza hita fa reraka (talata 28 jolay io)

coliseum

Feno hipoka ny tao amin’ny coliseum ny alahady 26 jolay niaraka tamina mpanakanto maro ary natrehan’i Andry Rajoelina

 

 

 

 

 

2 réponses à “Lalatiana Rakotondrazafy mandresy lahatra

  1. Pingback: Lalatiana Rakotondrazafy mandresy lahatra (Blog SoriMada) | AEMW·

Laisser un commentaire